Blaogin'i Tara-masoandro

Author Archive


Fifanambaniana ifanaovan’ny samy malagasy eo amin’ny tsy fahaizana ny teny vahiny.

Miarahaba antsika rehetra malagasy namako! Sambany aho no mba manoratra toy izao eto amin’ity blaogy ity, ary tena faly aho fa afaka mizara sy maneho ny hevitro rehetra mikasika ny zavatra tsapako sy hitako eo amin’ny lafiny maro, mba iarahantsika rehetra mandinika sy mamakafaka na mitsako. Eny, mety afahantsika miara-mitombo amim-pahendrena ihany koa, saingy miankina […]

Hello world!

Tonga soa eto amin’ny Blaogin’ny Namana Serasera. Ity no lahatsoratrao voalohany. Azonao ovaina na fafaina ito ao amin’ny fandrindrana! Share This